| Entrée | 1 averina |
| Radical | 2 verina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia Lazaina indray: Avareno izay lazaiko Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana Asaina miverina: Naverina ilay iraka Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania [1.1] |
| Explications en anglais |
5 Used of something returned or sent back [1.2#753] |
| Explications en français |
6 Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~ Tsy mbola naverina ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux) [1.3#828] |
| Exemples |
7 Manao ahoana iry olona iry raha averina?
[2.298#46]
8 Andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#] 9 Raha misy ambiny ny vola dia averina any aminy. [2.356#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|