Entrée (1/3) | 1 avaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1] |
Explications en français |
4 séparation, distinction [1.3] |
Exemples |
5 Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra;
[2.996#]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/3) | 21 avaka |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1] |
Synonymes | 24 avany |
Entrée (3/3) | 25 avaka |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en malgache |
27 karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Betsimisaraka]
[1.78] |
Vocabulaire | 28 Outils |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |