|
|
|
|

Teny iditra1  atodintarina
Singan-teny  2 atody, 3 tarina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot. [1.2#71]
Fanazavàna teny frantsay  7 glandes à l'aine [1.3]
8 adénite, bubon [1.66]
[atodiTArina] 9 bubon [1.5]
Voambolana  10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12