|
|
|
|

Teny iditra1  atakatra
Fototeny  2 takatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manakatra: Itỳ hazo itỳ atakatra an' io boky io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce avec quoi on atteint, on touche, on parvient à [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akatatra, atakatra, 11 tarataka, 12 tataraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12