| Entrée | 1 araparapa |
| Radical | 2 raparapa |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan' ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko Asaina mizotra fotsiny amim-pahamaikana tsy mihevitra izay ho vokatr' izany: Araparapan' ny fahoriana Ramatoa irỳ ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1] |
| Explications en français |
5 à faire tâtonner [1.3#513] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|