|
|
|
|

Teny iditra1  ara-drariny
Singan-teny  2 araka, 3 rary
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 araka ny fahamarinana [1.1]
Ohatra  6  Hany hafatra izay heverin'ny mpanoratra ho aradrariny : aoka mba ho resaka no hanazavana ny teny rehetra, arak' izay azo atao, izany hoe fanontaniana sy valiny. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12