|
|
|
|

Teny iditra1  any ambany faladia
Singan-teny  2 any, 3 ambany, 4 faladia
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona heverina ho tsinontsinona, ho ambany dia ambany miolotra amin' ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12