Entrée faladia
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [1.1]
Explications en anglais The sole of the foot. Compare felatanana [1.2]
 The sole of the foot or of a shoe [1.7]
Explications en français Semelle du pied ou d'un soulier [1.8]
Exemples Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy. [2.4]
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/07