|
|
|
|

Teny iditra1 antsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Betsimisaraka] [1.78]
4 antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [1.78]
5 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a knife [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 canif [1.3]
8 couteau dont la lame se replie [1.3]
9 couteau [1.8, 1.13]
Ohatra  10 Dia ny antsy izany no mahery! [2.69]
11 Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
Voambolana  12 Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  13antsibe
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 28 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  17 antsy, 18 sinta, 19 Sitnà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02