|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anononana
Fototeny  2 onona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#469]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)8  anononana
Fototeny  9 tonona
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#728]
Ohatra  11  tononina eo, ary ny anononan' azy ireo: [2.48]
12  Dia izao no anononana ny anaramboninahiny : Rasanjy Goverinora General amy ny Imerina. [2.59#292]
13  Dia milaza azy ho mahay odi-andro, odi-varatra, ary mitetika izao karazan'ody tsy anononana rehetra izao; [2.588#]
14  zava-baovao sy ambony ary mafy orina toa inona ery noho ny voambolana vazaha anononany azy avy, nefa dia mailaka ery ny vavan' izy rehetra ary iaraha-pahafantatra ny tiany hilazaina. [2.470]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19 tsy anononana

Fivaditsoratra  20 anonanona, 21 anononana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09