|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fanaovana asa na fikarakarana zavatra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 provincial for tao.
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 10 ano |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 vita.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 fait, réparé.
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (3/4) | 14 ano |
| Sokajin-teny | 15 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[año]
16 ranona.
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 provincial for anona.
[Provincial]
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 18 ano raha |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (4/4) | 20 año |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 tsara, soa.
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 año, ano, 24 -nao, nao, 25 Noa, noa, 26 ona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|