|
|
|
|

Entrée1  anoina
Radical  2  ano
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao: Ny tsy anoina no anoina. [1.1]
5  asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana
Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [1.62]
Explications en anglais  6  to be done, etc. Same as atao. [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot anoina

Anagrammes  13 Ainona, 14 ananio, 15 aninao, 16 anoina, 17 Ianona, 18 inoana, 19 ny anao

Mis à jour le 2025/09/12