| Entrée | 1 ankoatra | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   beyond; over and above [1.7] | 
| Explications en français | 5   au-delà de [1.3, 1.8] | 
| Exemples | 6   Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily!
[2.356] 7 Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 5 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 10 akotrana, 11 ankoatra, 12 antoraka, 13 karatona, 14 karotana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |