| Entrée (1/2) | 1 ankilany |
| Radical | 2 ila |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka [1.1] |
| Explications en français |
5 à côté, d'un côté [1.3, 1.5] |
| Tous les mots composés | 6 2 combinaisons de ce mot |
| Autres orthographes | 7 anilany |
| Entrée (2/2) | 8 ankilany |
| Radical | 9 ila |
| Partie du discours | 10 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
11 anila, akaiky [Sihanaka]
[1.78] 12 Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~ Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny [1.1] |
| Explications en anglais |
13 on the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny [1.7] |
| Explications en français |
14 d'une part; l'une des parties; cf. andaniny [1.8] |
| Synonymes | 15 ankila, anilany |
| Antonymes | 16 andaniny |
| Anagrammes | 17 ankilany, 18 kininala |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|