|
|
|
|

Teny iditra1  ankibe
Singan-teny  2 anky, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 le pouce [1.3]
Ohatra  7  Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4#]
8  Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Voambolana  9  Haiaina
Tsipelina hafa  10 ankihibe
Tovy hevitra  11 ankihibentanana
Manontolo 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ankibe, 14 kabine

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09