|
|
|
|

Teny iditra1  ankikely
Singan-teny  2 anky, 3 kely
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 little finger, pinky [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 auriculaire [1.66]
Ohatra  8  Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Voambolana  9  Haiaina
Tsipelina hafa  10 ankihikely
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09