|
|
|
|

Entrée1  ankatoavina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  toa
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako?
9  [1.13] ekena
Explications en français  10  [1.3#704] Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur)
11  [1.13] approuvé
Exemples  12  [1.369#] Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy.
13  [2.606#] Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana.

Anagrammes  14  anakanivato, ankatoavany, ankatoavina, natakovanay

Mis à jour le 2025/07/29