| Entrée (1/2) | 1 ankasoavana |
| Radical | 2 soa |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1#89] |
| Exemples |
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299#124]
|
| Tous les mots composés | 6 ankasoavana sy ankaratsiana |
| Antonymes | 7 ankaratsiana |
| Entrée (2/2) | 8 an-kasoavana |
| Partie du discours | 9 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
10 Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1#89] |
| Explications en anglais |
11 in good times, in times of prosperity [1.7] |
| Explications en français |
12 dans la prospérité [1.3#613, 1.8] |
| Exemples |
13 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588#23]
|
| Antonymes | 14 ankaratsiana |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 ankasoavana, an-kasoavana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|