| Entrée (1/2) | 1 ankaratsiana |
| Radical | 2 ratsy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1#89] |
| Exemples |
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299#124]
|
| Tous les mots composés | 6 ankasoavana sy ankaratsiana |
| Antonymes | 7 ankasoavana |
| Entrée (2/2) | 8 an-karatsiana |
| Partie du discours | 9 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
10 Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1#89] |
| Explications en anglais |
11 in evil days [1.7] |
| Explications en français |
12 dans l'épreuve [1.3#613] 13 dans le malheur [1.8] |
| Exemples |
14 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588#23]
|
| Tous les mots composés | 15 manary ankaratsiana |
| Antonymes | 16 ankasoavana |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 ankaratsiana, an-karatsiana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|