| Entrée | 1 ankaromiafina |
| Mots élémentaires | 2 harona, 3 miafina |
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
5 Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany [1.1] |
| Explications en anglais |
6 in concealment [1.2#235] |
| Explications en français |
7 [an-karomiafina]
dans la corbeille dérobée à la vue Figuré: en secret [1.3#50] |
| Anagrammes | 8 ankaromiafina, 9 mifanakoriana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|