Entrée (Teny iditra) ankamantatra (fantatra)
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom (anarana)
Définition malgache (Famaritana malagasy)   Filazan-javatra izay tiana hovinanin' ny [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
   Ny ankamantatra dia avy amin'ny fototeny hoe fantatra. Misy zavatra tian-kofantarin'ny mpihaino ary ilana valin-teny eo no ho eo fa tsy miandry ela. Misy olona iray mpitarika mametra-panontaniana izay miandoha hatrany amin'ny hoe: "Inona àry izany?". Miantefa amin'ny mpivory rehetra mandray anjara amin'ity kilalao ity ny fanontaniana ary izay mahita na mahalala dia mananga-tanana ka manome ny valiny avy hatrany. ... [http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302]
Traduction française (Dikanteny frantsay)   énigme, charade [Abinal 1888]
   Devinette, énigme [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire (Voambolana)  
Voyez (Jereo)  
Web (Habaka)   Haisosatra.org: Ankamantatra  http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302

Mis à jour le 2009/02/23
Formulaire pour nous envoyer des commentaires