|
|
|
|

Teny iditra1  ampanonona
Fototeny  2 tonona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana). [1.1]
Voambolana  5  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  6 fampanonona
Mpanahaka  7  ankamantatra, 8  ankifidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12