| Entrée | 1 Anjoaty | 
| Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) | 
| Explications en malgache | 3   karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Exemples | 4   Ao koa ireo anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa anjoaty na Onjatsy.
[2.508#] | 
| Vocabulaire | 5 Histoire: clans, tribus | 
| Synonymes | 6 anjoatsy, anjoatsy, anjoatsy | 
| Citations | 7 Textes citant ce mot | 
| Anagrammes | 8 anjatoy, 9 Anjoaty | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |