| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
Anjoatsy |
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara)) | |
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972] | |
| Synonymes (Teny mitovy hevitra) | Anjoaty | |
| Mis à jour le 2009/09/26 |
|