|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 angy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ray, ny lahy miteraka.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 father. See ray, aba, ada, etc..
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 5 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (2/3) | 6 angy |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 fandravahana, ravaka.
[Taimoro]
9 fanatsarana. [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 an ornament, an embellishment.
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 angim-po |
| Teny iditra (3/3) | 13 angy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Nom générique des citrus (voir aussi hangy). Plus spécialement appliqué à Citrus aurantiifolia (Christm.) Swingle (Rutaceae)..
[Sakalava, Tankarana]
[1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 17 angy, 18 gina, 19 inga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|