Entrée | 1 angotingoty |
Radical | 2 angoty |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty angola, angentsana, hantahanta [1.1] |
Exemples |
5 Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty!
[2.1046#]
|
Dérivés |
|
Synonymes | 9 angoty |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |