|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 angoty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (matetika kokoa angotingoty) Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angoty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 demandes, caprices des enfants, fantaisies.
[1.3#47] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11 angotingoty |
| Mpanahaka | 12 angentsana, 13 angola, 14 hantahanta |
| Teny iditra (2/3) | 15 angoty |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 haingo.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 18 angoty |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Euodia floribunda Baker (Rutaceae). Écorces amères employées à la préparation de boissons alcooliques. Alcaloïdes à action euphorisante. Le nom peut être une allusion au parfum des feuilles qui rappelle celui de certains citrus..
[Taifasy]
[1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 22 angoty, 23 Gonita, 24 ngitao, 25 taingo, 26 tangio |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|