|
|
|
|

Teny iditra1  andriamby
Singan-teny  2 andriana, 3 vy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany [1.1]
6 karazana vy manana toetra misintona vy hafa [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 magnetic iron, a loadstone; a magnet [1.2]
8 magnet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 aimant [1.5, 1.8]
10 aimant [1.13]
Ohatra  11  Ohatra ny andriamby nanintona ny masoko ilay izy. [2.4#]
12  Mbola miasa tsara ihany ilay andriamby manintona ny vehivavy eny aminy. [2.529#]
13  Nihevingevina toy ny fanjaitra akekezin'ny andriamby ny tovolahy noseraniny. [1.280#]
Voambolana  14  Taozava-baventy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11