|
|
|
|

Entrée (1/2)1  andafy
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  lafy
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay. / Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena
Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona
Explications en anglais  10  [1.2] (an-dafy) on the other side of, beyond, across. Commonly used for abroad, in another country. See lafy.
11  [1.7] across the seas, abroad ; on the other side of
Explications en français  12  [1.8] outremer; au-delà de
Exemples  13  [1.437#] Nefa nihena niandalana ireo nony tonga ny lamba avy any andafy.
14  [2.508#] Niampita namely teny andafy andrefan' i Ste Marie koa ny Frantsay.
15  [2.285#] Fahatsiarovana ny miaramila iray maty tany andafy no toa tena antony.
16  [2.588#] Tamin' ilay tanety lavabe andafy andrefan'iny no nivorian'ny vahoaka.

Entrée (2/2)17  andafy
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.78] [Taimoro] vahiny, mpihavy

Anagrammes  20  andafy, fadina, fanady, fanday, fandia, nafadi

Mis à jour le 2025/08/10