|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
4  iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
Explications en anglais  5  name [1.2, 1.7]
6  appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
Explications en français  7  nom [1.8, 1.13]
8  dénomination [1.13]
Morphologie 
9  Simple :
Tous les mots composés  10  23 combinaisons de anarana
Vocabulaire  11  Linguistique
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot anarana

Entrée (2/2)13  Anarana
Mots élémentaires  14  anarana
Partie du discours  15  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  16  Rapatsalahy Paul
Editions  17  Edisiona Takariva. 1981. Hauteur: 16cm. Largeur: 11.5cm. Pages: 20.

Anagrammes  18 anarana, Anarana, 19 aranana

Mis à jour le 2025/09/20