|
|
|
|

Teny iditra1  ampongantsofina
Singan-teny  2 amponga, 3 sofina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Elabakaka manampina ny fara vodin' ny fantson' ny tadiny ka mamindra ny fipaipaikan' ny rivotra voahetsiky ny feo amin' ny hozatra mankany amin' ny atidoha. [1.1]
Voambolana  6  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12