| Entrée | 1 ampirehetana |
| Radical | 2 rehitra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en français |
4 [1.3] |
| Exemples |
5 Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata
[2.996]
6 Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4] 7 Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|