|
|
|
|

Teny iditra1  ampifangaroina
Fototeny  2 fangaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4 qu'on mêle, qu'on mélange, qu'on met pêle-mêle. [1.3#221]
Ohatra  5  ampifangaroina ireo sady isotroana no itetehana. [2.48]
6  Ny Kristiana dia nampifangaroina mora foana tamin' ny olon-dratsy [1.38]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12