|
|
|
|

Teny iditra1  ampalibe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana. [Betsimisaraka] [1.78]
4 hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia). [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae). [1.5]
7 (de ampaly (2), et be = grand)..
8 Nom d'abord donné à plusieurs figuiers :.
9 Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae).. [Sakalava]
10 Ficus pachyclada Baker (Moraceae).. [Sihanaka]
11 Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d'ampalibe.. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  13 finesy, kimahatorolela
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09