|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 ampaly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fitaovana entina hikikisana hanalamana zavatra iray.
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 sandpaper.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 tout ce qui sert à polir.
[1.3] 6 papier verre. [1.8] 7 abrasif. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 ampaly fasika |
| Teny iditra (2/5) | 21 ampaly |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 Ampalis madagascariensis Bojer (Moraceae). Arbre à fruits très toxiques (voir aussi ampa)..
[Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/5) | 25 ampaly |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 hazo madinidinika misy raviny maraorao ka ampiasaina ho fanadiovana, fandamana na fandambolamboana zavatra, toy ny hazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 a shrub or tree, the leaves of which are used as a substitute for sand-paper. Ficus soroceoides, Baker. [mal. ampalas, Ficus almifolia.].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 arbuste dont tes feuilles rugueuses sont employées à polir, comme le papier a verre ; Ficus soroceoides. Baker.
[1.3] 30 appellation botanique: Ficus grevei. [2.612] 31 (vient de faly = content, joyeux ; parce qu'il était donné en offrande lors des événements heureux). Ficus soroceoides Baker (Moracées). Espèce extrêmement polymorphe, présentant des formes qui reçoivent en malgache des noms différents : ampaliala, ampalihazo, ampalivavy, etc.. [Bezanozano, Merina] [1.196] |
| Ohatra |
32 Efa miverina ny ravin' aviavy, efa mitodika ny ravin' ampaly, koa modia re, Ramatoa, fa ny olona ato an-tanàna tia fosa, ny vahiny mandalo tia resaka.
[2.69]
|
| Voambolana | 33 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/5) | 34 ampaly |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Campylospermum obtusifolium (Lam.) Tiegh. (Ochnaceae)..
[Tanosy]
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 38 ampaly |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 (corruption de ampale). Pittosporum ochrosiifolium Bojer (Pittosporaceae)..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 41 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 42 ampaly, 43 ampila, 44 milapa, 45 mpiala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|