| Entrée | 1 ampahasivy |
| Radical | 2 sivy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 [ampahasivy]
Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [1.1#66] |
| Explications en anglais |
5 [ampahasiviny]
one ninth [1.2#577] |
| Explications en français |
6 [ampahasiviny]
un neuvième [1.3#613, 1.5#264] |
| International |
7 1/9 [3.1] |
| Exemples |
8 Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako
[2.643#28]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 ampahasivy amby ny folony |
| Vocabulaire | 11 Mathématiques: arithmétique |
| Analogues | 12 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|