| Entrée | 1 ampahenina |
| Radical | 2 enina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 [ampahenina]
Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1#66] |
| Explications en anglais |
5 [ampaheniny]
the sixth part, one sixth [1.2#136] |
| Explications en français |
6 [ampaheniny]
un sixième [1.3#126, 1.5#100] |
| International |
7 1/6 [3.1] |
| Exemples |
8 ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty
[2.436#139]
9 Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42] 10 Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 2 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 13 Mathématiques: arithmétique |
| Analogues | 14 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|