|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ambozontany
Singan-teny  2 vozona, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky, toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. Toy ny toerana omen' ny Merina anarana hoe ankadilanana izany. [Betsileo] [1.10#A422]

Teny iditra (2/3)6  Ambozontany
Singan-teny  7 vozona, 8 tany
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  10 quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa [3.1]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna
Teny nalaina  12  Soratra misy io teny io
Sary 
13  14 

Teny iditra (3/3)15  Ambozontany
Sokajin-teny  16  anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17 Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus, autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany ), et maintenant à Analamahitsy, au nord d'Antananarivo [3.1]
Voambolana  18  Mpanonta printy, gazety
Boky momba Madagasikara 
19 Aperçu de la grammaire malgache Malzac Victorin (s.j.)1888
20 Au Coeur de l'Ile Rouge Tiersonnier Jacques (s.j.)1991
21 Contes de la Côte Ouest de Madagascar Gueunier Noël J.1991
22 Des sagaies aux ombrelles Tiersonnier Jacques (s.j.)2004
23 Dictionnaire français-malgache Malzac Victorin (s.j.)2003
24 Dictionnaire Historique et Géographique Rajemisa-Raolison Régis1966
25 Dictionnaire malgache-français Abinal Antoine (s.j.)1987
26 Filozofia Malagasy Rahajarizafy Antoine (s.j.)1970
27 Fiteny Mamiko Rajemisa-Raolison Régis1967
28 Fiteny Mamiko Rajemisa-Raolison Régis1967
29 Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra Rakotonirina Raymond-Blaise1975
30 Fizarana mandika teny Rajaona Siméon1972
31 Fomba Antakay Ndema Jean1973
32 Fomban-dRazana Antemoro Rombaka1970
33 Fomban-dRazana Tsimihety Tongasolo Patrice1985
34 Grammaire malgache Rajemisa-Raolison Régis1971
35 Hafatry ny Mpaminany Doriguzzi A.
36 Hainteny ankehitriny Rakotonaivo François1990
37 Hianatra hivavaka isika e! Rakotomavo M.
38 Imerina-Imady Profita Pietro (s.j.)1997
39 Inona hay ny mivavaka Olsen T.
40 Kristy Velona Tabao X. (Mgr)
41 Le Collège St-Michel (1888-1988) Torquat Paul François de1988
42 L'insurrection des Menalamba Ellis Stephen
43 L'insurrection Malgache de 1947 Tronchon Jacques1986
44 Loharano Rabemiza Basile1996
45 Loharano Rakotonjanahary Benoît1987
46 Loharano Randriambololona André1988
47 Madagascar et le Christianisme Hübsch Bruno1993
48 Madagascar – Les Missionnaires Acteurs du Développement Tiersonnier Jacques (s.j.)2001
49 Masina ny Tompo Doriguzzi A.
50 Md Paoly Sartre Victor
51 Ny Atao no Miverina Navone Gabriele (s.j.)1987
52 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina Rakotonaivo François1993
53 Ny diantsika olombelona Doriguzzi A.
54 Ny Haintenin'ny Ntaolo Rakotonaivo François1970
55 Ny kabary Rahajarizafy Antoine (s.j.)1969
56 Ny Ohabolana Malagasy Rahajarizafy Antoine de Padoue1988
57 Ny riba malagasy eran' ny nosy Rakotonaivo François1997
58 Ny Tantaran'ny Fiangonana Hübsch Bruno, Bethaz Giustino1987
59 Ny tantaran' ny Olomasina Bethaz Giustino
60 Rakibolana frantsay - malagasy Rakotonaivo François2003
61 Rakibolana malagasy Rajemisa-Raolison Régis1985
62 Ranary Profita Pietro (s.j.)1990
63 Salamo 12 Vermeulen A.
64 Soratra Vavolombelona Razoharinoro-Randriamboavonjy1972
65 Tantara Betsileo Rainihifina Jessé1975
66 Un Complot Colonial à Madagascar Ellis Stephen1990
67 Vainafo Tononkira Randja Zanamihoatra1969
68 Vakoka Rajemisa-Raolison Régis1957, 1965
69 Vavaka ao am-po Doriguzzi A.
Sary 
70  71  72 

Fivaditsoratra  Ambozontany, ambozontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25