|
|
|
|

Teny iditra1  Ambohitantely
Singan-teny  2 vohitra, 3 tantely
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao ambohitantely. [2.356]
6  tamy ny Andrianjaka, ao ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [2.48]
7  nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [2.59]
Fangi-bolantany  -18.1666667+47.2833333
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08