|
|
|
|

Entrée1  Ambohidrabiby
Mots élémentaires  2  vohitra, 3  biby
Partie du discours  4  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5  tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10]
Vocabulaire  6  Géographie: agglomérations
Analogues  7  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloalt
Illustrations 

Mis à jour le 2025/09/12