|
|
|
|

Teny iditra1  amboaram-bary
Singan-teny  2 amboara, 3 vary
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 gerbe de riz. [1.3, 1.196]
Ohatra  6  ary ny mpiandry ondry dia nomena amboaram-bary valo isan-taona (ny vidin' ny amboaram-bary anankiray dia sahabo ho ariary). [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12