|
|
|
|

Teny iditra1  amboampe
Singan-teny  2 amboa, 3 fe
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny faritra anoloana amin' ny fe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The upper and front part of the thigh. See voa. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [amboam-pe] 7 le devant de la cuisse [1.3]
Voambolana  8  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12