|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambin-jaza |
| Singan-teny | 2 amby, 3 zaza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany
6 Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 A child less loved by the family than the other children.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|