|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambatokelivava |
| Singan-teny | 2 vato, 3 kely, 4 vava |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Enti-milaza zavatra (teny na hafatra) voatana mafy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[am-bato kely vava]
7 Qui est entre les mains d' un avare est semblable à ce qui, tombé par une petite ouverture, ne sort plus que difficilement
[2.415#2274] |
| Teny iditra (2/2) | 8 ambatokelivava |
| Singan-teny | 9 vato, 10 kely, 11 vava |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 fasana
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|