|
|
|
|

Teny iditra1  amaninombilahy
Singan-teny  2 amany, 3 omby, 4 lahy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Zavamaniry famonoana bibikely toy ny moka, parasy sns...(Cleissthantus perrieri). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 appellation botanique: Leptolaena multiflora. [2.612]
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra 9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  10 amaninaombilahy
Tovy hevitra  11 anjananjana, sarifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02