|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  anjananjana
Fototeny  2 anjana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Halavana, fijoro. [1.1]
5 Bikana, ranjanana, tomady. [2.285]
Fanazavàna teny anglisy  6 well-formed, noble in mien, of an imposing appearance.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 belle taille, beau port. [1.3]
8 qui a une belle taille, un port agréable. [1.196]
Ohatra  9  hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana. [2.285#63]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  11 anjana

Teny iditra (2/4)12  anjananjana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 a plant common in rice-grounds. [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 Cassia alata L. (Fabaceae). [Tanala, Merina] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)18  anjananjana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 nom d'une espèce d'arbre.. [Tankarana] [1.19]
23 appellation botanique: Leptolaena multiflora. [2.612]
24 Leptolaena multiflora Thouars et Leptolaena pauciflora Baker ainsi que Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  25  Haizavamaniry
Tovy hevitra  26 amaninaombilahy, sarifatra
Mpanahaka  27  amaninaombilahy, 28  sarifatra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)29  anjananjana
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  33 anjananjana, 34 anjanjanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09