|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 alona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.].
[1.2] 5 a wave, a billow. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vague, flot.
[1.3, 1.8] 7 ondulation, houle. [1.3] |
| Ohatra |
8 Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory.
[2.298]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 13 alona |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 jalousie, envie, opposition au bien du prochain.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Ontam-po |
| Teny iditra (3/3) | 27 alòna |
| Fototeny | 28 lona |
| Sokajin-teny | 29 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara.
31 Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 to be steeped, to be soaked.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide).
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 38 alona, alòna, 39 lañoa, 40 laona, 41 loana, 42 olana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|