Entrée mialona (alona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1]
Explications en anglais To be envious, to be jealous; to envy others. [1.2]
 To envy, to be jealous of [1.7]
Explications en français être jaloux de, envier [1.8]
Exemples Mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mialona
Passé : nialona
Futur : hialona

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20