|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alinina |
| Fototeny | 2 alina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tazonina hatramin' ny fahatongavan' ny alina: Loza Rakoto iny raha hiresaka: nalininy tany aminy aho ka raha tsy efa tapi-mandry ny olona tsy nalefany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be kept from going until night. Used of misspent days and hours..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Que l’on retarde jusqu’à la nuit.
[1.3#22] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 alinina, 12 anilany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|