|
|
|
|

Entrée1  alim-pahana
Mots élémentaires  2  alina, 3  fahana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy
fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana
fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12